|
|
|
|

Teny iditra1 aleha
Fototeny  2leha
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra.
5andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany. [1.1]
Ohatra  6 Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117#]
7 Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4#]
8 Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ahela, 16 aleha, 17 Elaha, 18 haela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02