Index

Proverbes : mikabary

Proverbe 1Fandrotrarana an-tananaolo : mandimby rainy tsy satry. [2.653 #923]
Fandrotrarana an-tanàna haolo ka mandimby ray tsy satry. [1.1]
Fandrotrarana an-tanàna haolo : mandimby rainy tsy satry. [2.415]
Interprétation malgacheEnti-milaza ireo olona voatery hiteny ampahibemaso na hikabary satria tsy eo intsony ireo zokiolona tokony hanao izany. [1.1]
Traduction françaiseChiendents dans un village abandonné : ils succèdent à leurs pères sans l' avoir désiré. [2.415]
Interprétation françaiseSe disait des mauvais héritages ; se disait aussi des enfants qui héritaient trop jeunes de leurs parents. [2.415 #3172]

Proverbe 2Mpantsaka mahay mikabary: handry ihany fa tsindrian' ny tavim-bilany. [2.165]
Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany, fa ambanin’ ny siny. [2.653]
Mpantsaka mahay mikabary : hendry ihany fa ambanin' ny tany. [2.558 #2603]
Traduction françaiseUn porteur d' eau grand discoureur: il parle bien mais sa tête est pressée par un têt de marmite (c. à. d. la cruche). [2.165]

Index