Index

Proverbes : midoka

Proverbe 1Aza midoka tena toa vorontsiloza : siahina dia midoroboka. [2.558 #716]
Aza midoka tena, toy ny vorontsiloza: siahina, dia midoroboka. [2.653, 2.974]
Traduction françaiseNe vous vantez pas comme le dindon : on siffle et il fait la roue. [2.974 #149]

Proverbe 2Midoka tena toy ny papelika. [1.1]
Interprétation malgacheFatratra raha hilaza tsara momba ny tenany. [1.1]

Proverbe 3Tsy misy tsara feo noho ny papelika, fa midoka tena ka mahamonaina. [2.558 #307]
Tsy misy tsara feo noho ny papelika; fa raha midoka tena, mahamonamonaina. [2.653 #3548]

Index