Entrée siahina (siaka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Hiraina amin' ny alalan' ny siaka: Siaho kely hoe, ry ise, ilay hira fanaontsika tany am-pianarana
¶ Antsoina amin' ny sioka: Nosiahiny ilay zazalahy ka niherika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
siahina
siahiko
siahinao
siahiny
siahintsika
siahinay
siahinareo
siahin'
siahin-
siahim-
siahi-
nosiahina
nosiahiko
nosiahinao
nosiahiny
nosiahintsika
nosiahinay
nosiahinareo
nosiahin'
nosiahin-
nosiahim-
nosiahi-
hosiahina
hosiahiko
hosiahinao
hosiahiny
hosiahintsika
hosiahinay
hosiahinareo
hosiahin'
hosiahin-
hosiahim-
hosiahi-
siaho
Citations 

2010/05/14