| Index |
|
|
| |
Proverbes : ihantonana
|
|
|
| Proverbe 1 | Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [2.558 #332, 2.653 #271]
|
|
|
| Proverbe 2 | Tsy sasa-poana akory ny katsaka ela nihantonana fa niandry vanin-taona haniriana. [1.1]
Tsy sasa-poana tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa miandry ny vanin-taona haniriana. [2.558 #4789]
Tsy sasa-poana, tahaka ny katsaka ela nihantonana, fa niandry vanin-taona haniriana. [2.653]
|
| Interprétation malgache | Ilazana ny olona nahita voka-tsara amin' ny fiandrasana ela fa tsy mba maimaika nanao zavatra tsy amin' ny fotoanany. [1.1]
|
|
|
| Index |
|
|