Index

Proverbes : hatry

Proverbe Akanjon-goaika, ka vita fony kely. [Houlder 1895 #1288]
Akanjon-goaika : vita fony kely. [Cousins 1871]
Akanjon-goaika : vita hatry ny fony kely. [Rinara 1974]
Lamban-goaika : vita fony kely. [Cousins 1871 #1311]
Lamban-goaika : vita hatry ny fony kely. [Rinara 1974 #1710]
Traduction française Le plumage (litt. habit) d' un corbeau, il l' a eu depuis tout petit. [Houlder 1895]
Interprétation française Le corbeau de Madagascar a la gorge blanche. [Houlder 1895]

Proverbe Malaina hatry ny fahazaza, ka ory mandraka antitra. [Rinara 1974 #1926]

Proverbe Salakam-barika ka vita hatry ny fony kely ary tsy hihambo-manana. [Rinara 1974 #3823]

Index