|
|
|
|

Teny iditra 1  salaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Lamba lavalava nahodidin' ny lehilahy ny valahany taloha dia nasadikany amin' ny elakela-peny hifandray amin' ilay manodidina ny valahana (raha indray mihodina monja izy dia atao hoe salaka tokan' olona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 a loincloth
24 a baby's diaper or nappy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 pagne
26 lange d'enfant [1.8]
27 (probablement de laka ou lakana : la pirogue). C'était une bande de tissu grossier ou d'écorce battue au maillet que les hommes portaient comme cache-sexe pour monter en pirogue. Le salaka des « hommes de la mer », s'opposait en quelque sorte au sadia ou sadiaka (de dia : le pas, la marche) sorte d'étui pénien porté par les terriens, les coureurs de brousse. Dualité entre nomades marins et nomades terriens, surtout chasseurs et cueilleurs, qui marque la civilisation malgache dès ses plus profondes origines. En Indonésie ancienne déjà, on distinguait toujours « ceux de la mer » et « ceux de la montagne ». [1.196]
Ohatra  28  Kilaoty bory, salaka, no hany fitafiana navela nanaovany. [2.472#222]
Voambolana  29  Toe-karena: zaitra
Tovy hevitra  30 fato
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how salaka
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  33 lasaka, 34 sakala, salaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22