Index

Proverbes : hateloana

Proverbe 1Alahelon-dehilahy tsy maharitra hateloana. [1.1 #538]
Interprétation malgacheManindrahindra ny herimpon-dehilahy izay tsy mba mitanondrika ela amin' ny fahoriana. [1.1 #538]

Proverbe 2Tsara hateloana, hoatry ny be volombava noharasana. [2.415 #1724]
Tsara hateloana, ohatra ny be volom-bava noharasana. [2.653]
Tsara hateloana ohatra ny be volom-bava noharatana. [2.558]
Tsara hateloana ohatra ny volom-bava haratana. [2.165]
Traduction françaiseBeau pendant trois jours comme un homme à forte barbe qu' on a rasée. [2.415 #1724]
Bon pour trois jours, comme lorsqu' on vient de se raser. [2.165 #113]
Interprétation françaiseSe disait de charmes de peu de durée. [2.415 #1724]

Index