Index

Proverbes : haditra

Proverbe Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo. [Rinara 1974 #1351, Cousins 1871 #1079]
Mivalo fanahy tsy haditra aho, fa hanaraka ny efanareo. [Veyrières 1913 #6355]
Traduction française Je demande pardon de toute mon âme, je ne m' obstinerai plus, mais je suivrai votre conduite. [Veyrières 1913 #6355]

Index