| Entrée (1/2) | 1 haditra |
| Radical | 2 ditra |
| Partie du discours | 3 forme morphologique de maditra |
| Explications en anglais |
4 [1.2#xliii] |
| Exemples |
5 Mivalo fanahy tsy haditra aho
[1.437]
6 Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo [2.558] |
| Entrée (2/2) | 7 haditra |
| Radical | 8 ditra |
| Partie du discours | 9 nom |
| Explications en malgache |
10 Toetran' ny olona maditra: Tsy haditran' olona re izany ! [1.1] |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|