Index

Proverbes : antsangoa

Proverbe Takonam-paty, nilatsahan’ antsangoa : laha tsy antambon’ ny maty, lozan’ ny velona. [Samson 1965 #T15]
Takoñam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy hita na antambon' ñy maty na lozan' ñy velona. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Lanjam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy fantatra na antambon' ny maty na lozan' ny velona. + Antsangoa: bibikely toy ny valala izay heverin' ny Betsimisaraka ho fambara loza raha hita. [Houlder 1895]

Index