Index

Proverbes : andranoka

Proverbe Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony. [Samson 1965 #L44]

Proverbe Lena an-dranony karaha lela. [Samson 1965 #L37]

Proverbe Mahery an-dranony karaha tain’ akoho. [Samson 1965 #M8]

Proverbe Sakondry ny olona : samy mavomavo an-dranony. [Samson 1965 #S28]

Index