|
|
|
|

Teny iditra1  asondrotra
Fototeny  2 sondrotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo
5 Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy
6 Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09