|
|
|
|

Teny iditra 1  zanaka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
22 Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola
23 Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 a child, offspring; the young of animals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 fils, fille [1.54]
26 enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
27 (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196]
28 [Sakalava-Mayotte] enfant [1.405]
Ohatra  29  Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4#64]
Mpanahaka  30  dimby, 31  solo, 32  solofo, 33  taranaka, 34  teradranona, 35  tsy, 36  zaza, 37  zaza
Fikambanana  38  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 101 misy ny teny hoe zanaka
Ohabolana  39  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  40 ankaza, 41 kazaña, kazana, zanaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24