|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 vô |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Bara+Tanala] vao
[1.78] 4 [Bara] sady [1.78] 5 [Tanosy] sy [1.78] |
| Tovy hevitra | 6 voho |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe vo |
| Teny iditra (2/4) | 8 vo~ |
| Sokajin-teny | 9 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo sy hanamafy ny hevitry ny fototeny voalohany: Voretra (retra), vozihitra (zihitra)
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Teny misy io tsirinteny io 12 Teny misy io tsirinteny io |
| Teny iditra (3/4) | 13 ~vo~ |
| Sokajin-teny | 14 tsofoka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Ohatra: savoritaka (saritaka)
[3.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
16 Teny misy io tsirinteny io 17 Teny misy io tsirinteny io |
| Teny iditra (4/4) | 18 vo |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 a small piece of wood decorated with beads and worn as an ornament; a small bag filled with crushed leaves and worn as an ornament
[1.2#762] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|