|
|
|
|

Teny iditra 1  tsikakakaka
Fototeny  2 kakakaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Hehy mafy sady lavareny
6 Feon' akohovavy raha misy zava-manaitra na mampitahotra azy [1.1]
Voambolana  7  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04