|
|
|
|
Teny iditra
1
mitsikaka
ka
ka
Fototeny
2
tsikaka
ka
ka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mitsikaka
ka
ka
5
Ny lasa :
nitsikaka
ka
ka
6
Ny hoavy :
hitsikaka
ka
ka
Fanazavàna teny malagasy
7
Mikakakaka mihomehy mafy sady lavareny
8
Mikoràka
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20