|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tany avo avaratra |
| Singan-teny | 2 tany, 3 avo, 4 avaratra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Olona mpanankarena, mpanefohefo
[1.1] |
| Ohatra |
7 Heveriko fa somary manao tany avo avaratra izy.
[1.369]
8 Tsy izany ihany, fa raha tsy nijerenareo tany avo avaratra izahay, tsy nijerenareo ny manana trano be soa. [2.346##17] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21 |
|