|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/9) | 1 ta |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny Hi na Ho: Ta hatory, Te hisotro, Te hody
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tenses : ta-hanào: to want to do
[1.2] 5 prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : ta-hanào: to want to do something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: ta-hanao: vouloir ou aimer faire;
[1.8] |
| Mpanahaka | 7 te, 8 ti |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ta |
| Teny iditra (2/9) | 10 ta |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Tanosy] tanalahy
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a provincial word for a chameleon. See tana
[1.2] |
| Voambolana | 14 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Teny iditra (3/9) | 15 ta |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Ny feo heno avy amin' ny fidonan' ny fively na ny zavatra roa mifampipoka, na teny enti-milaza ny fipiakan' ny hazo tapaka ka mamoaka feo mirefotra eo am-pianjerana
18 Fanahafana feon-javatra toy ny an' ny tantanana mipaika amin' ny hazo, basy mitefoka, sns [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 the sound of the beating of a hammer or the explosion of a rifle.
[1.2] |
| Voambolana | 20 Feo |
| Teny iditra (4/9) | 21 ta |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 [Antesaka] fitazonana
[1.78] |
| Teny iditra (5/9) | 24 ta |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 [Provincial] a lamp. [Swa. taa.]
[1.2] |
| Teny iditra (6/9) | 27 ta~ |
| Sokajin-teny | 28 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Tovona mahaforona teny vaovao rehefa atambatra amin' ny fototeny voalohany na faharoa sasany, ka manamafy ny hevitr' ilay teny voalohany, na manome endrika toa benahaona azy: Boretaka manjary taboretaka, bonaka tonga tabonaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 a prefix joined to many roots making nouns indicating those things having essentially the property of the root, as: tafotsiny
[1.2] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
31 Teny misy io tsirinteny io |
| Teny iditra (7/9) | 32
ta
![]() |
| Sokajin-teny | 33 mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
34 an' ialahy, an' ise
[1.66] |
| Teny iditra (8/9) | 35
TA
![]() |
| Sokajin-teny | 36 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
37 TA dia ny fanafohezan-tenin' ny hoe "Tananarive Antsirabe". Ireto avy ny anaran' ny fijanonam-dalamby hatramy Antananarivo ka hatramy Antsirabe:
38 0,0 km: Antananarivo Soarano 39 2,5 km: Anosibe 40 4,5 km: Soanierana 41 9,3 km: Imerimanjaka 42 12,3 km: Ambohijanaka 43 16,2 km: Anjomakely 44 20,8 km: Ambatofotsy 45 24,8 km: Ambalavao 46 30,2 km: Tsinjony 47 40,2 km: Behenjy 48 53,2 km: Andriambilany 49 66,6 km: Ambatolampy 50 82,9 km: Ambohimandroso 51 93,3 km: Ampitatafika 52 102,3 km: Ilempona 53 114,7 km: Andavabato 54 124,9 km: Sambaina 55 142,6 km: Andranomanelatra 56 157,7 km: Antsirabe [3.1] |
| Teny iditra (9/9) | 57
Ta
![]() |
| Sokajin-teny | 58 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
59 Singa mivaingana, faha-73 amin'ny fisokajiana miherina.
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
60 tantalum
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
61 tantale
[3.1] |
| Voambolana | 62 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
63 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|