|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rofy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 [Sihanaka] faty, fahoriana
[1.78] 6 Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity 7 Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 illness, ill health
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 maladie, malaise
[1.54] 10 maladie chronique, mauvaise santé [1.8] |
| Ohatra |
11 amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao!
[2.470#]
|
| Voambolana | 12 Fahasalamana |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how rofy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 firo, 16 fory, rofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|