|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitohana |
| Fototeny | 2 tohana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Tanosy] manohana
[1.78] 8 Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté
[1.3] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mitohana |
| Fototeny | 12 tohana |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 être constipé
[1.3] 19 constipation [1.54] |
| Voambolana | 20 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 21 amantohy, 22 mahatony, 23 mahotina, 24 mañatohy, 25 miantoha, 26 mihotana, mitohana, 27 motahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22 |
|