|
|
|
|

Teny iditra 1  mitefaka
Fototeny  2 tefaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza zavatra vaky ka mipiaka, na tehamaina mahavoa ka mirefotra [1.1]
8 [Sihanaka] mamely tehamaina [1.78]

Fivaditsoratra  9 mifetaka, mitefaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20