|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mitantana
Fototeny  2 tantana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manohana (zaza na marary) mandeha ka mandray ny tanany eo am-pamindrana miaraka aminy: Nitantana ny zandriny tsy mbola mahay mandeha Ikoto
9 Manampy ka mahatonga handeha amin' ny lalana tsara: Izy no nitantana ny dianay
10 Mitondra, mifehy: Ny komitin-tsekoly no mitantana ny sekoly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to take or lead by the hand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tenir, conduire par la main [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitantana

Teny iditra (2/4) 14  mitantana
Fototeny  15 tantana
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  21 Mizara (hena, vary, sakafo, vola...)
22 Mitovy lenta [1.1]

Teny iditra (3/4) 23  mitantana
Fototeny  24 tantana
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
26  Ny ankehitriny :
27  Ny lasa :
28  Ny hoavy :
29  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  30 miadidy, miandraikitra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  31 gérer [1.13]

Teny iditra (4/4) 32  mitantàna
Fototeny  33 tantana
Sokajin-teny  34  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitantana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitantàna, mitantana, 35 tany manta

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15