|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  miloka
Fototeny  2 loka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milalao vola (misy zavatra iadiana: karatra, kodiakely, hazakaza-tsoavaly... ka manome vola an' izay maharesy izay resy na maty loka). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to gamble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 jouer de l'argent, parier [1.8]
Ohatra  11  Ny mahay miloka manome ainga izay sahy manao aminy, na atao be sy kely ny vola ilokana. [1.437#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how miloka

Teny iditra (2/3) 13  miloka
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Tanosy] midera [1.78]

Teny iditra (3/3) 16  milokà
Fototeny  17 loka
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miloka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 lamoky, 20 lomaky, 21 lomika, 22 mikalo, 23 Mikola, mikola, 24 milako, miloka, milokà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13