|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mikonaina |
| Fototeny | 2 konaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao
9 Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakely ity 10 Mimenomenona, mimonomonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon' ny fandoavam-bola be loatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to complain under mistreatment, to whimper
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 gémir sous les mauvais traitements; pleurnicher
[1.8] |
| Teny iditra (2/2) | 13 mikonainà |
| Fototeny | 14 konaina |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikonaina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 kaominina, mikonainà, mikonaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|