|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikojakoja
Fototeny  2 kojakoja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara, mitandrina fatratra, mandamindamina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to attend to details, to look after things minutely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 disposer, arranger minutieusement, être aux petits soins à l'égard de [1.3]
11 s'occuper des détails de, d'être aux petits soins à l'égard de [1.8]
12 entretenir [1.13]

Teny iditra (2/2) 13  mikojakojà
Fototeny  14 kojakoja
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikojakoja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mijakojako, 17 mijokajoka, mikojakojà, mikojakoja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15