|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikarama
Fototeny  2 karama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitady vola amin' ny alalan' ny asa: Be ny mikarama amin' izao andro izao
9 Miasa ho an' olona ka mahazo vola amin' izany: Mikarama amin-dRakoto izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to work for wages [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être salarié [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  mikaramà
Fototeny  13 karama
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikarama [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikaramà, mikarama

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14