|
|
|
|

Teny iditra 1  mikaka
Fototeny  2 kaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Tanala] misokatra, midanadana, midananaka, mivoha be [1.78]
8 misy kakany: Efa mikaka ny latabatra ka tsy mihilangilana intsony.
9 Manome fanontaniana sarotra loatra amin' ny fanadinana ka manao izay tsy hahafahan' ilay adinina: Mikaka mpianatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04