|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mijadona
Fototeny  2 jadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
9 manao zoro mahitsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3#289]
11 perpendiculaire [1.13]
Ohatra  12  fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#]
13  Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#]
Voambolana  14  Matematika: rafitsary
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mijadona

Teny iditra (2/2) 16  mijadòna
Fototeny  17 jadona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijadona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#289]

Fivaditsoratra  mijadona, mijadòna, 19 mijodaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15