|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miera
Fototeny  2 era
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to ask permission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 demander la permission [1.8]
Ohatra  11  niera tamin' I bory izy fa tsy nahazo [2.472#98]
12  Sy ny mangalabelirano tsy miera amin' andriana [2.48#126]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny how miera
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  mierà
Fototeny  16 era
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 Imera, 19 miare, mierà, miera, 20 mirea

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13