|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 menarana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bibilava lehibe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a snake reputed to be poisonous (not confirmed)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 serpent réputé vénimeux (non confirmé)
[1.8] 6 nom d'un serpent = (Leioheterodon madagascariensis ). [1.196] |
| Ohatra |
7 Izy hanorotoro ny lohan' ny menarana!
[2.643#]
8 Dia nanao menarana varahina Mosesy ka nanantona azy tamin'ny hazo lava [2.996] |
| Voambolana | 9 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe menarana |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13 Randzavola: menarana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/3) | 14 menarana |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 [Tanala] D'après Descheemaeker, ce serait un arbre. Nom identifié.
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry |
| Teny iditra (3/3) | 18 Menarana |
| Singan-teny | 19 menarana |
| Sokajin-teny | 20 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Voambolana | 21 Haisoratra: boky |
| Mpanoratra |
22 Andriamalala Emilson Daniel |
| Mpanonta printy |
23 1972, 1982. |
| Fivaditsoratra | 24 manarena, 25 manerana, maneràna, menarana, Menarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/21 |
|