|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manohy
Fototeny  2 hohy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [1.3]

Teny iditra (2/4) 10  manohy
Fototeny  11 tohy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
18 tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 ajouter, unir, continuer [1.3]

Teny iditra (3/4) 20  mañohy
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 [Sihanaka] mihehy [1.78]
Tovy hevitra  23 manoehy

Teny iditra (4/4) 24  manohy
Sokajin-teny  25  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
26  Ny ankehitriny :
27  Ny lasa :
28  Ny hoavy :
29  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  30 [Tanosy] maka tantely ao amin'ny tohotra [1.78]

Fivaditsoratra  31 Himona, 32 Hinoma, 33 homany, homañy, 34 maniho, manohy, mañohy

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15