|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manjary |
| Fototeny | 2 zary |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 manjary |
| Fototeny | 6 zary |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 [Antambahoaka+Bara] tonga
[1.78] 13 [Sihanaka] mahavokatra [1.78] 14 [Tanala] lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [1.78] 15 Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry 16 Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano 17 Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 to become; to turn out well
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 devenir, se transformer
[1.3#869, 1.8] 20 se changer [1.3#869] 21 [Betsileo] pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz. Équivalent de mandrombona (Merina). Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt manoala. [1.196] |
| Ohatra |
22 nanjary adala izy (Il est devenu imbécile)
[1.3#869]
23 Ny hanina manjany ra (La nourriture se change en sang) [1.3#869] 24 Ny vy manjary angady (C’est avec le fer qu’on fait des bêches) [1.3#869] 25 Ny olipanjeny manjary lolo (La chenille se transforme en papillon) [1.3#869] 26 Ny voaloboka manjary divay (C’est avec les raisins qu’on fabrique le vin) [1.3#869] 27 nanjary ho vazaha ity hoditra gasy ity (Ce cuir malgache est devenu semblable aux cuirs venant de l’étranger) [1.3#869] 28 Ny vatan’ ny olona manjary vovoka, rahefa maty (Le corps humain devient poussière, se change en poussière après la mort) [1.3#869] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Tohi-kevitra | 30 tsy |
| Fikambanana | 31 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manjary |
| Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manjary, 33 manjira |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|