|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manimba
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy fahavoazana: Manimba ny voninkazo ny rivotra ~ Ny fana fintohinana manimba ny fanahin' ny namana
9 Mahatonga tsy ho tian' ny olona manaratsy tany: Manimba ahy eo amin' ny tany ama-monina izany ampanaovinao ahy izany
10 Misakantsakana ny fahombiazana: Mety hanimba ny fandehan' ny raharahantsika ny fijanonan' io olona io eto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 endommager, dégrader, détruire [1.13]
Ohatra  12  ny bibikely tonga ho azy amin' ny tanimboly, manimba voatabia sy mihinana ny anana ho toy ny dantelina! [2.470]
13  manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manimba
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 16  manimba
Fototeny  17 simba
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  19 nocif [1.13]

Teny iditra (3/3) 20  manimba
Fototeny  21 simba
Sokajin-teny  22  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manimba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  23 mambañy, 24 manamby, mañamby, manimbà, manimba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13