|
|
|
|

Teny iditra 1  mangeokeoka
Fototeny  2 heokeoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeokeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to feel a tickling sensation in the throat. [1.2]
Tovy hevitra  9 mangeoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22