|
|
|
|

Teny iditra 1  mangeoka
Fototeny  2 heoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 ce qui est très âcre, qui prend à la gorge [1.196]
Tovy hevitra  9 mangeokeoka

Fivaditsoratra  mangeoka, 10 mangoake

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17