|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangaro
Fototeny  2 haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mampifangaro [1.78]
9 Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany!
10 Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko
11 Mamaho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to mix [1.2, 1.7]
13 to mingle, to jumble up. [1.2]
14 to stir [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 mélanger, remuer [1.8]

Teny iditra (2/2) 16  mangaro
Fototeny  17 haro
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antesaka] mihady [1.78]

Fivaditsoratra  20 Magrona, mangaro, 21 moranga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20