|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manganina
Fototeny  2 mangana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao tonga mangana [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  manganìna
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 tsaman'ny varahina, manganezy, nikely [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 manganin [1.13]
Voambolana  13  Simia

Fivaditsoratra  14 manangañy, manganìna, manganina, 15 maningana, maningàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14