|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mangana
Fototeny  2 gana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandrindrina na mikapoka mafy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to knock something and make it resound. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 Fermer ou frapper avec bruit, battre fortement [1.3]
Tsipelina hafa  10 managana

Teny iditra (2/3) 11  mangana
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Mivolona firamainty na manjarano, mivalomainty: Voadona mafy ny handriny ka mangana
23 Trotraka: Mangana mihitsy aho vao afaka tao ka aoha kely aloha hiala sasatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 bruised, black and blue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 contusionné, livide [1.8]

Teny iditra (3/3) 26  mangana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28 a bruise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  29 contusion [1.8]
Ohatra  30  Tapaka, hono, ny ranjony havia, rotidrotika daholo ny akanjony, tsy nisy ratra na mangana anefa ny vatany hita niseho, fa ny taehiny no tsy azo nojerena: [2.472#73]

Fivaditsoratra  31 mananga, mangana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22