|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrara
Fototeny  2 rara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to forbid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 défendre, interdire [1.8]
Ohatra  11  Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy. [2.895#]
12  Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298#]
13  Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324]

Teny iditra (2/2) 14  mandrarà
Fototeny  15 rara
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mandrarà, mandrara, 17 marandrà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15