|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  manany
Fototeny  2 any
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to prepare yarn finally for weaving. [1.2]

Teny iditra (2/4) 9  mañany
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Tanosy] makaka, manify [1.78]

Teny iditra (3/4) 12  mañañy
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Tanosy] mankany ananina [1.78]

Teny iditra (4/4) 15  manañy
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17 [Tanosy] mangatsiaka [1.78]

Fivaditsoratra  manany, mañañy, mañany, manañy, 18 Manina, maninà, manìna, manina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15