|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manamby |
| Fototeny | 2 tamby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to hire for wages
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 prendre à gages
[1.8] |
| Ohatra |
11 Ary hoy izy: raha tsy omeny izany manamby azy izany nefa ny karamany, iza no mba hitarainany?
[2.366#]
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mañamby |
| Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 [Bara] miaro
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 15 mambañy, manamby, mañamby, 16 manimbà, manimba |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|