|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manahana
Fototeny  2 ahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijanona, miato
9 Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to get in the way of, to obstruct, to hinder. [1.2]
Ohatra  11  raha tonga aty, tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana ka aza manahana ny velona fa efa nody nanjary Razana ka mba mitahia. [2.245#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how manahana

Teny iditra (2/2) 13  manahàna
Fototeny  14 ahana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 hamanana, manahàna, manahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15