|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malotoloto |
| Fototeny | 2 lotoloto |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fitokoavana |
7 fanagasiana 8 fehy 9 fisotisoty 10 ikakilaysyifaralahy 11 maintyngerona 12 mavo 13 misotisoty [2.332#] |
| Ohatra |
14 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy.
[2.332#]
15 Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! [2.324#] 16 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|