|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fehy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana
25 Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
26 a tie, a knot
27 superintendence, guidance, inspection, control, presiding care. [1.2] 28 the act of tying; a knot [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29 action de lier; noeud
[1.8] |
| Ohatra |
30 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana.
[2.356#17]
31 ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy ny zanak'olona tsy azo atao izany [2.131] |
| Mpanahaka | 32 fatotra, 33 fehy handrotra, 34 fehy maty, 35 fehy singory, 36 rohy, 37 tadivavarana, 38 vona |
| Fikambanana | 39 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 39 misy ny teny hoe fehy |
| Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | fehy, 41 fihe, 42 hefy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|