|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 leo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Enti-milaza olona tsy tia zavatra iray, izay nihinanany betsaka loatra ka nahatonga azy tsy te hiherika azy intsony: Leom-boanjo aho izany
9 Mamo: Leon-drongony ny anao lahy ka miteniteny foana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 has had enough and too much; disgusted
11 drunk [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qui en a assez; dégoûté
[1.3#401, 1.8] 13 ivre [1.3#401, 1.8] 14 indisposé par un narcotique [1.3#401, 1.8] 15 qui n'en veut plus 16 assoupi, étourdi [1.3#401] |
| Tovy hevitra | 17 leony |
| Mpanahaka | 18 afapo, 19 boboka, 20 boboka, 21 disaka, 22 lamoka, 23 lao, 24 leom-boananana, 25 lotika, 26 malikiliky, 27 malilo, 28 mamo, 29 monaina, 30 monamonaina, 31 tala, 32 Tofoka, 33 tofoka, 34 tohina, 35 tola, 36 tsy tia hiherika, 37 tsy tia mainty, 38 tsy tia mololo, 39 tsy tia veroka, 40 tsy tia vovoka, 41 tsy tia zava-boribory |
| Fikambanana | 42 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how leo |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 44 leo |
| Sokajin-teny | 45 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
49 (matetika tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny "tsy") Tanty, zaka, azo zakaina, azo leferina: Tsy leoko ny ataonao ka handeha aho
50 Azo toherina, resy: Tsy leon' ny vato ny riaka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
51 equalled, matched, overcome
[1.2] 52 borne, sustained [1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
53 supportable, à quoi on peut résister, qu'on peut surmonter ou vaincre:
54 Tsy leoko ny ataonareo (Je ne puis supporter ce que vous faites) ~ Tsy leoko ny herin' ny hainandro (Je ne puis supporter la violence du soleil) [1.3#401] 55 supporté [1.8] |
| Fikambanana | 56 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny how leo |
| Teny iditra (3/4) | 57 leo |
| Sokajin-teny | 58 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
59 [Bara+Tanosy] laona
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 60 leo |
| Sokajin-teny | 61 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
62 [Provincial] to-day
[1.2#390] |
| Voambolana | 63 Fotoana |
| Fivaditsoratra | 64 elo, leo, 65 ole |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|