|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 -kira |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe hira |
| Ohatra |
3 Toy izany koa ny feon-kira, ets.
[2.346#4]
4 Io dia tonon-kira fankalazana na fiderana [1.318] |
| Teny iditra (2/3) | 5 kira |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the scales of fish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 les écailles des poissons
[1.8] |
| Voambolana | 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 10 kira |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
23 [Antesaka] fiotazam-bomanga
[1.78] 24 Ny vanditry ny ravinkazo 25 Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. [1.1] 26 vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 vegetable fibers
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 [Tankarana] nervure (comme celles du raphia).
[1.19] 29 fibres végétales [1.8] 30 nervure [1.13] 31 Nervures des feuilles et surtout la nervure principale ou « côte ». Quelquefois aussi nom des plantes dont on détache la nervure principale pour divers usages [1.196] 32 Longues fibres ou épidermes susceptibles de se détacher de certaines feuilles, comme celles du rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) [1.196] |
| Voambolana | 33 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fikambanana | 34 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe kira |
| Fivaditsoratra | 35 kary, kira, 36 rika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/09/01 |
|