|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  kara-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe karaka

Teny iditra (2/6) 3  kara-
Sokajin-teny  4  endritenin' ny hoe karatra

Teny iditra (3/6) 5  kara~
Sokajin-teny  6  tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  7 tovona tsy fampiasa afa-tsy amin' ny sampanteny hoe kararavina sy karariana [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 rarely used prefix, seen in the derivatives kararavina and karariana [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 préfixe rarement utilisé, vu dans les dérivés kararavina et karariana [3.1]

Teny iditra (4/6) 10  kara
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 [Tankarana] karaha [1.19]
Tovy hevitra  13 karaha

Teny iditra (5/6) 14  kara
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Tanala] kary: Kara tomañy am-bohom-bala ka tsy ba mañosa-vy fa mañambara loja (kary tomany any ivelan-tanana tsy mba mamosavy fa milaza loza) [1.78]

Teny iditra (6/6) 17  kara
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 [Tandroy] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Euphorbiaceae). Arbuste croissant sur les dunes maritimes du Sud, parmi les broussailles épineuses. Encore appelé kitata. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  kara~, kara, 22 raka

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/22