|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  fondrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 contraction of fiondranana. See ondrana. [1.2]

Teny iditra (2/4) 4  fondrana
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tambahoaka] vony, lokon-tamotamo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 yellow, a yellow dye; the stump of the banana used in dyeing [1.2]
Ohatra  8  Ary raha sakanan' ny vano mainty, dia alàm-paditra amin' ny fakam-boanonoka sy ny vody fondrana, sy ny tavy mainty, ary raha vita izao, dia mandeha izy. [2.857#]

Teny iditra (3/4) 9  fondrana
Sokajin-teny  10  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Vodin' ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin' ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21 [Merina] Rhizome, base solide du faux-tronc chez le bananier, Musa paradisiaca L. (Musaceae), surtout celui de la variété dite akondrofody. On en tirait une teinture rouge. [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how fondrana
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4) 25  fondraña
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27 [Betsileo] Peau de la banane : après séchage, on la fait brûler ; la cendre obtenue mélangée à de la graisse animale sert à faire un onguent auquel on attribue de grandes vertus ; on l'applique surtout en maturatif sur les abcès ; dans le traitement de la gale. La cendre délayée dans l'eau est aussi attribuée en gargarismes contre les maux de gorge, laryngites ; on en fait avaler une petite quantité aux enfants auxquels on vient d'administrer un vermifuge. Contre indication : ne pas en donner aux femmes enceintes, suivant la tradition. Si un étranger a mangé dans l'assiette du chef de famille, on doit purifier aussi celle-ci avec les cendres appelées fondraña. C'est pourquoi ce mot, au sens figuré, signifie purification, réparation d'une profanation (comparer à fondrana, Merina) [1.196]
Voambolana  28  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody

Fivaditsoratra  29 fanandro, 30 fandrano, 31 fandrona, fondraña, fondrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07