|
|
|
|

Teny iditra (1/5) 1  biby
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [1.1]
9 teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  10 an animal [1.2, 1.7]
11 an insect [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 Nom générique des animaux [1.3#80]
13 animal [1.8]
14 faune [1.13]
15 [Sakalava-Mayotte] insecte [1.405]
Ohatra  16  Do no anaran' io biby io atý [2.69#]
17  Matory avokoa ny biby isan-toko. [1.234#]
18  Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana. [2.356#]
Voambolana  19  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 54 misy ny teny hoe biby
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/5) 22  biby
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24 [Antemoro] angatra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  25 something extraordinary [1.2]
Voambolana  26  Finoana

Teny iditra (3/5) 27  biby
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 Fig. sensual. Beastly. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  31 qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial [1.3#80]

Teny iditra (4/5) 32  biby
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny anglisy  34 [Provincial] in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [1.2]
35 [Merina] used of children in Imerina [1.2]
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe biby

Teny iditra (5/5) 37  biby
Sokajin-teny  38  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  40 [Vezo] Affreux, énorme, grand, nombreux [1.68]
Tovy hevitra  41 bibike

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22